Miteny aho ka ka hilaza ny mpanjaka no teny hataoko

Derniers commentaires

Aucun commentaire.

Calendrier

Avril 2013
LunMarMerJeuVenSamDim
 << < > >>
 123456
78910111213
14151617181920
21222324252627
282930    

ataoko ahoana?

ataoko ahona ny miala @nao? manafotra ahy ny rano lalina mamatotra ahy ny fato-pahafatesana midina jehovah ô hamaly ny fahavaloko tongava malaky fa difotra aho sintony aho ka esory hiala @ fotaka

Qui est en ligne?

Membre: 0
Visiteur: 1

Annonce

rss Syndication

Choisissez un thème



Archives

Liens

    my jesus
    NITONDRA NY ARENTINTSIKA TOKOA IZY SADY NIVESATRA NY FAHORIANTSIKA;KANJO ISIKA KOSA NANAO AZY HO NOKAPOHINA SY NASIAN'ANDRIAMANITRA ARY NAMPAHORIANA. NEFA IZY VOALEFONA NOHO NY FAHOTANTSIKA SY NOTOROTOROINA NOHO NY HELONTSIKA,................ARY NY DIANKAPOKA TAMINY NO NAHASITRANANA ANTSIKA.
                               ISAIA 53:4-5
                                      
                                      
    17 Jan 2008
    Admin · 53 vues · 0 commentaires
    vazo am-panahy
     
    na hilentika aza ny masoandro,na hisaro-tava ny mazava
    aza avela hiala aminao ny zanakao fa oento aho anilanao
    17 Jan 2008
    Admin · 35 vues · 0 commentaires